Soratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
 
== Tantaran'ny soratra ==
 
[[sary:Kibaikely.jpg|ankavananaankavia|200px|right|thumb|Kalama anoratana eo amin'ilay taniditra]]
 
Efa mahery ny dimy arivo taona izay ny soratra no ampiasain'ny olomeblona, samihafa avokoa ny endriny araka ny toerana nipoirany, ireo haifomba izay mahay mamboly efa hatry ny ela ary izay efa mipetraka anaty taràna no nanomboka namorona ny soratra : tany [[Ejipta fahiny|Ejipta]] nanomboka tamin'ny -3400, tany [[Mezôpôtamia]] tamin'ny [[-3300]], tany [[Kipra]] tamin'ny [[-2200]], tany [[Krity]] tamin'ny [[-1900]], tany [[Sina]] tamin'ny [[-1400]] ary tany [[Amerika Afovoany]] tamin'ny [[-900]]. Ireo soratra ireo no loharanon'ny endri-tsoratra rehetra izay fantatra ary ampiasaina amin'izao fotoana izao.
 
[[sary:Fanoratana.jpg|ankavanana|200px|right|thumb|Fanoratana eo amina taratasy]]
 
Ireo no mety antony namoronana ny soratra :
Ligne 19 ⟶ 23 :
 
Ampifanampiana ireo endrika telo ireo hanononana ny zavatra natakalo. Rehefa misy ts maneky, novakiana ilay bola maina nametrahana ilay sonia ary ampitahainany amin'ny isan'ny vatokely ny isan'ny entana voatitra.
 
[[sary:Kibaikely.jpg|ankavanana|200px|right|Kalama anoratana eo amin'ilay taniditra]]
 
Noho ny fifanakalozana mihasarotra, mbola notazonina ihany ilay vatokely fa, mba hitadidiana ny fifanekena, nasiana sarisary eo amin'ilay bola poakaty mbola mando, mba hanoroana ny votoatin'ilay bola. Ampiasiana ny kalama, kibaikely hanoratana ireo endrika eo amin'ilay bola.
 
[[sary:Fanoratana.jpg|ankavanana|200px|right|Fanoratana eo amina taratasy]]
 
Taona vitsivitsy taoriana, nivadika ho velarana taniditra tsotra izoa ilay bola, ary soratra fotsiny sisa no apetraka.
 
 
== Endri-tsoratra ==