Soratra: Fahasamihafan'ny versiona

Aucun changement de taille ,  il y a 10 ans
Ampifanampiana ireo endrika telo ireo hanononana ny zavatra natakalo. Rehefa misy ts maneky, novakiana ilay bola maina nametrahana ilay sonia ary ampitahainany amin'ny isan'ny vatokely ny isan'ny entana voatitra.
 
[[Sarysary:BoutsDeBaton.jpg|ankavanana|200px|right|Kalama anoratana eo amin'ilay taniditra]]
 
Noho ny fifanakalozana mihasarotra, mbola notazonina ihany ilay vatokely fa, mba hitadidiana ny fifanekena, nasiana sarisary eo amin'ilay bola poakaty mbola mando, mba hanoroana ny votoatin'ilay bola. Ampiasiana ny kalama, kibaikely hanoratana ireo endrika eo amin'ilay bola.
 
[[Sarysary:Écrire.jpg|ankavanana|200px|right|Fanoratana eo amina taratasy]]
 
Taona vitsivitsy taoriana, nivadika ho velarana taniditra tsotra izoa ilay bola, ary soratra fotsiny sisa no apetraka.