Soratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''soratra''' dia fomba fametrahana an-tsary ny volan'ny fiteny iray, amin'ny alalan'ny endri-tsoratra soratana na natao sary (eo amina taratasy, ohatra), hahafahana ... »
 
Andalana faha-7:
== Tantaran'ny soratra ==
 
Efa mahery ny dimy arivo taona izay ny soratra no ampiasain'ny olomeblona, samihafa avokoa ny endriny araka ny toerana nipoirany, ireo haifomba izay mahay mamboly efa hatry ny ela ary izay efa mipetraka anaty taràna no nanomboka namorona ny soratra : tany Ejipta nanomboka tamin'ny -3400, tany Mezôpotamia tamin'ny -3300, tany Kipra tamin'ny -2200, tany Krity tamin'ny -1900, tany Sina tamin'ny -1400 ary tany Amerika afovoany tamin'ny -900. Ireo soratra ireo no loharanon'ny endri-tsoratra rehetra izay fantatra amin'izao fotoana izao.
 
Ireo no mety antony namoronana ny soratra :