Fiteny volapoky: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-101:
== Voambolana ==
 
=== Teny niavian'ny voambolana ===
Ny fiteny niavian'ny teny amin'ny fiteny volapoky dia matetika fiteny anglisy, mifangaro amin'ny fiteny frantsay ary fiteny alemana. Novaina kely ny teny mba hahamora ny fahalalana azy. Ary noho izany, ny teny ''vol'' sy ''pük'' dia avy amin'ny fiteny anglisy ''world'' ary ''s'''peak'''''. Raha tsy jerena loatra ny fanamorana ny fanononana ny volana amin'ny fiteny volapoky, tsikerain'ny mpanohina ny teny volapoky io fanovana endri-teny io. Torak'izany koa, voatsikeran'ny mpanohina ny fiteny naorina koa ny fiteny esperanto sy ny fiteny ido amin'ny fitovizan'ireo fiteny roa ireo amin'ny fiteny aty Eoropa, satria sarotra amin'ireo olona tsy nanana fiteny eoropeanina ho fiteny nibeazana ny mianatra fiteny esperanto noho ireo manana fiteny eoropeanina.