William Shakespeare: Fahasamihafan'ny versiona

k
fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k (r2.7.1) (Rôbô Nanampy: bar:William Shakespeare)
k (fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana))
[[Sary:Hw-shakespeare.png|250pw|rightankavanana|thumb|Sarin'i William Shakespeare]]
 
I [[William Shakespeare]], mety teraka tamin'ny [[23 Aprily]] [[1564]], vita batemy tamin'ny 26 Aprily 1564 tao amin'ny fiangonan'ny Trinity Masin'i Stratford, maty tamin'ny 23 Aprily 1616 (52 taona) dia lazaina fa anisan'ny mpanao tononkalo sy mpanoratra malaza indrindra an'ny kolontsaina anglisy. Fantatra tamin'ny fifehezany tanterana ny endrika ara-tononkalo sy ara-kaisoratra ; ny fahaizany maneho ny endriky ny fomban' olombelona, matetika asehon'ny mpitia azy.