Wikipedia miteny frantsay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:Wikipedia-logo-fr.png|120px|rightankavanana|lôgô ny wikipedia frantsay|thumb]]
 
Ny '''wikipedia miteny frantsay''' (fiteny frantsay : ''Wikipedia francophone'', ''wikipédia en français'') dia version ny [[Wikipedia]] miteny frantsay : ny tsipeliny dia Wikipédia. Natombohana tamin'ny volana Martsa tamin'ny 2001 izy, misy lahatsoratra 800 000 mahery ny isan'ny lahatsoratra misy ao tamin'ny Martsa 2009 ary izy fahatelo amin'ny wikipedia ngeza indrindra eo aorian'ny wikipedia anglisy sy ny wikipedia miteny Alemana. Wikipedia ngeza indrindra izy amin'ny fiteny romana.