Washington: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Washington topographic map-fr.svg|200px|rightankavanana|Thumb|Ny faritan'i Washington miloko mena]]
[[Sary:Map of USA WA.svg|200px|rightankavanana|Thumb|Ny faritan'i Washington]]
 
'''Washington''' dia faritany mizaka-tena any avaratra andrefan' [[Etazonia]]. Any avaratra izy voafaritry ny faritany kanadianin'ny Kolombia Britanika, voafaritry ny Idaho any atsinanana, ny Oregona any atsimo ary ny ranomasimbe Pasifika any andrefana. Aza afangaroana ny faritany mizaka-tenenan'i Washington sy ny Renivohitra ara-pederalin' Etazonia (Distrikan'i Columbia), any atsinanan' Etazonia, avy amin'ny anaran'ny filoha amerikana volaohany George Washington.