Vy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: war:Puthaw
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:LightningVolt Iron Ore Pellets.jpg|Petra-by ao amina [[ozinina]] sideriorjika|200px|rightankavanana|thumb]]
 
Ny '''vy''' dia [[zavatra simika]], manana eva '''Fe''' ary manana [[isa atômika]] 26. Io no zavatra ferômanetika tena fantatra ary tena hita matetika indrindra amin'ny fiainana mandavanandro. Ny vy tsotra dia metaly malemy (mbola malemy nohon'ny viraty), fa raha asiana lotondoto kely fotsiny izy (roa na telo isan-jaton'ny lanja tontaliny), dia lasa mafimafy kokoa : raha afangaro amin'ny metaly hafa izy na amin'ny karbonina, dia lasa mbola mafy be nohon'ny vy madio izy.