Venosy : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k (r2.6.4) (Rôbô Nanova: gd:An Rìbhinn (planaid))
k (fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana))
[[Sary:Venus-real.jpg|200px|rightankavanana|thumb|Venus]]
 
'''Venus''' ny [[fajiry]] faha roa ny système solaire raha kaontiana avy amin'ny [[masoandro]]. 224 andro ny halavan'ny taonany. Izy ny [[kintana]] anisan'ny mazava indrindra any an-danitra miaraka amin'ny [[herin-kazavana]]na -4,6, eo aorian'ny [[Masoandro]] (-26,73) sy ny [[Volana]] (-12,6) ; mora hita hita izy amin'ny alina. Noho ny akekezany amin'ny Masoandro, hita fa tsy dia lavitry ny masoandro izy. Tsy manana zana-bolana ny Venus.