Trôpikan'ny Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:World map with tropic of capricorn.svg|220px|rightankavanana|thumb|Ny trôpikan'ny Adijady]]
 
Ny '''Trôpikan'ny Adijady''' na trôpika atsimo dia anisan'ny fehintany dimy aseho amin'ny saritany. Ny laharam-pehitaniny dia 23° 26′ 22″ S any atsimon'ny Fehibe, ary manamarika ny ila-bolantany atsimo amin'ny masoandro manono ny avaratra sy ny tanamasoandro mijadona rehefa amin'ny roa ambin'ny folo (amin'ny horan'ny masoandro) isaky ny 21 Desambra.