Teratanin' i Amerika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.5.1) (Rôbô Nanampy: jv:Suku Indian
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-2:
{{mandika teny}}
 
[[Sary:Quechuawomanandchild.jpg|Vehivavy Quechua mibaby zaza|200px|rightankavanana|thumb]]
 
Ny '''teratan' Amerika''' dia olona nipetraka teo [[amerika]] teo aloha ny eoropeanina. Amin'ny [[fiteny anglisy]], ''Native Americans'' ny anarana omena azy matetika. Araka any fomba vaovao fahatongavan'ny teratany ny amerika tany amerika, avy any Eorazia ny teratan'ny amerika ary tonga tany amerika tamin'ny Beringia taloha (mbola tsy nisy rano teo amin'ny detroit de Bering tamin'izany fotoana izany). 12 000 taona lasa ny fifindra-monina farany. Ny Paleô-indianina ireo dia niparitaka manerana ny Amerika, niova ary nihabetsaka ny kolontsaina sy ny fiteny noho ny fiparitahany. Ny teny ''Indianina'' dia avy amin'i [[Christphe Colomb]], nihevitra hoe tonga tany Azia (India Atsinanana) izy nefa tany amerika izy no nitotona, noho izany dia lasa indianina ny anarana nomeny an'ny teratany satria tamin'izany fotoana izany, mbola tsy fantatra ny fisian'ny kontinenta amerikana (izy irery ny anisan'ny voalohany nihampita ny [[Ranomasimbe Atlantika]] tamin'izany fotoana izany).
 
[[Sary:Nahua man of Morelos.jpg|200px|rightankavanana|thumb|Nahua avy any Morelos]]
 
Betsaka ny foko indianina mihazana sy mioty, misy maromaro ihany koa mamboly. Misy fiaraha-monina miaina amin'ny fambolena ary misy sasany hafa mamboly, mihazana ary mioty. Misy faritra any amerika mbola ipetrahan'ny terataniny; Any Meksika sy any Bolivia izao no tena betsaka teratany indrindra any Amerika raha miresaka ara-kevitra (proportion). Ary misy fiteny teratany maro mbola be mpiteny, toy ny fiteny Nǎhuatl, ny fiteny Maya sy ny fiteny Guaraní. Olona amana tapitrisa no miteny ireo fiteny ireo. Misy koa teratany mbola tsy fantatra ary mbola tsy ary nahita Eoropeanina. Misy izao ohatra teratany any [[Brezily]] ([[Amazonia]]) mbola tsy hita mihintsy.
Andalana faha-38:
=== Teny Indinanina ===
 
[[Sary:Langs N.Amer.png|380px|thumb|rightankavanana|Language families of North American indigenous peoples]]
 
==== [[Teny Aljika]] ====
Andalana faha-56:
==== [[Siouan-Catawban]] ====
{{Article détaillé|Siouan-Catawban}}
[[Sary:Siouan langs.png|rightankavanana|300px]]
 
Ao anatin'i [[Siouan-Catawban]] dia misy teny 17 miampy karazan-teny mihidina aminy.
Andalana faha-84:
==== Athabaskana ====
{{article détaillé|Atabaskana}}
[[Sary:Na-Dene langs.png|rightankavanana|300px]]
 
Ny [[Atabaskana]] dia anarana na vondrona ngeza be ao avaratra sy atsimo ny [[Amerika Avaratra]]
Andalana faha-94:
 
{{article détaillé|Irôkoay}}
[[Sary:Flag of the Iroquois Confederacy.svg|rightankavanana|235px]]
{{article détaillé|Teny sy ny mponina Irôkoay}}
Ny fivaninan'i teny " Irôkoay" dia maizimaizina ; faha io fiteny io mety tonga avy any amin'ilay fehezanteny ''hiro kone'' (niteneniko) ; ny olokafa mihevitra hoe io teny io avy tonga tany amin'ny [[Algônkianina]] ''Irinakhoi'' (bibilava "misìoka") ; anaran'i Irôkoay aminy teniny dia '''''Haudenosaunee''''' (Ilay mponina manana trano lava).