Somme: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
+
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Somme-Position.svg|300px|rightankavanana|thumb|Fisian'ny departemantan'i Somme (miloko mena)]]
 
I '''Somme''' dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Picardie, faritra any avaratry ny departemantan'i [[Oise]]. Ny renirano ''Somme'' no iavian'ny anaran'ilay departemanta mitovy anarana. Ny kaodin'ny departemantan'i Somme dia 80 ho an'ny la Poste ary ho an'ny Insee. Ao Somme koa no ahitana ireo anaran-tanàna fohy indrindra ary lava indrindra ao Frantsa : ''[[Y, Somme|Y]]'' ary [[Saint-Quentin-la-Motte-Croix-au-Bailly]].