Silisiôma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: bs:Silicij
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
Ny '''silisiôma''' dia zavatra simika voasokajy amin'ny [[vatovelona]]. Ny evany dia Si ary ny [[isa atômika]]ny dia 14.
 
[[Sary:Silicon poly 640x480.jpg|180px|rightankavanana|thumb|vatovelona silisiôma]]
 
Zavatra anisan'ny betsaka indrindra ny silisiôma eo aorian'ny oksizenina. Tsy misy amin'ny toetrany malalaka izy fa orina : roanôksidana silisiôma SiO<sub>2</sub>, silisy (vovoka, quartza, kristôbalita sns...) na silikaty hafa (feldspath, kaolinita, sns...)