Seranam-piaramanidin'i London Heathrow: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: sv:London-Heathrow flygplats
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:Heathrow Terminal 5 airside 020.JPG|thumb|220px|rightankavanana|Sary]]
[[Sary:Air routes from LHR.PNG|thumb|270px|rightankavanana|Seranam-piaramanidina fandehanan'ny fiaramanidina makao Heathrow]]
 
Ny [[seranam-piaramanidin'i London Heathrow]] (kaody [[AITA]] : '''LHR''' ; kaody [[OACI]] : [[EGLL]]) dia seranam-piaramanidina any andrefan'ny [[London]] ao [[Onaiteda Kingdoma]]. Io ny seranam-piaramanidina fahatelo eto an-tany amin'ny isan'ny mpandeha tao, nihoatra ny 67 tapitrisa tamin'ny 2008, fahatelo eo aorian'ny [[seranam-piaramanidin' Atlanta Hartsfield-Jackson]] sy ny [[seranam-piaramanidina iraisam-pirenenan' O'Hare any Chicago]]. Heathrow no seranam-piaramanidina any Eoropa amin'ny isan'ny mpandeha, miaraka amin'ny mpandeha 61 tapitrisa nakao tamin'ny 2008. Anisan'ny seranam-piaramanidina dimy an'i London zy ary ny [[BAA Limited]] (an'ny orinasa espaniola ''Ferrovial'') izy, ny [[BAA Limited]] dia manana seranam-piaramanidina enina hafa any Onaiteda Kingdoma (Gatwick, Stansted, Southampton, Glasgow, Aberdeen ary Edinburgh).