Faritra Sava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: sw:Sava
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Madagascar-Sava Region.png|240px|rightankavanana|thumb|Ny faritra sava nolokoina mena]]
 
Ny '''faritra Sava''' dia faritra ao amin'ny [[faritan' Antsiranana]], any avaratr'i [[Madagasikara]]. Ny renivoohiny dia [[Sambava]]. Ny faritany dia ao amin'ny amorontsiraka avaratra atsinanan'i [[Madagasikara]]. Izy io dia mizara sisintany amin'ny [[faritra Diana]], any avaratra andrefana, ny [[Sofia]] any atsimo andrefana ary ny [[faritra Analanjirofo]] any atsimo. Ny isam-ponina dia 805 300 tamin'ny [[2004]] ary ny velarantany dia 25 518 {{km2}}.