Ranomasina Mediteranea: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: mhr:Мландыпокшел теҥыз |
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana) |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Mediterranean Sea surface.jpg|thumb|220px|
Ny '''ranomasina Mediteranea''' dia [[ranomasina]] any atsimo andrefan' [[Eorazia]], ary ranomasina any avaratry ny [[Afrika]]. Ny halavany avy any andrefana hatrany atsinanana dia misy efatra arivo kilometatra, ary 1800 kilometatra ny halalany.
Andalana faha-11:
== Etimôlôjia ==
[[Sary:Mer mediterranee.JPG|220px|
Ny teny Mediteranea dia avy amin'ny teny latina ''meditarraneus'' midika « eo anivon'ny tany », eo anivon'ny « tontolo fantatra » (fantatry ny eoropeanina) mazava ho azy, ao amin'ny teny Mediteranea dia misy fototeny roa : ''medius'' ho an'ny anivo ary ''terra'' ho an'ny tany).
|