Ranomasimbe Atlantika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: war:Kalawdan Atlantico
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Océan Atlantique.png|thumb|240px|rightankavanana|Ny ranomaismbe Atlantika miloko manga]]
 
Ny [[ranomasimbe Atlantika]] dia anisan'ny [[ranomasimbe]] dimy eto an-tany. Ny velarantaniny dia misy 106 tapitrisa km², noho izany, izy no ranomasimbe ngeza indrindra ao aorian'ny Ranomasimbe Pasifika. Vokatra ny fisarahan'ny Kontintenta eoro-afrikanina sy Amerikanina ny Ranimasimbe atlantika 180 tapitrisa taona lasa izay. Nandritry ny taonjato maromaro, ny ranomasimbe atlantika ny ranomasina no ranomasina ihaingan'ny fihazana eoropeana. Amin'izao tontolo izao, mbola lalana ifandraisana manan-danja izy ho an'ny [[firenena]] manana amorontsiraka amin'io ranomasina io ary manana anjara jeôpôlitika lehibe.