Nord-Pas-de-Calais : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
k (fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana))
[[Sary:Nord-Pas-de-Calais region locator map.svg|240px|rightankavanana|thumb|Ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais ao Frantsa (miloko mena).]]
 
I '''Nord-Pas-de-Calais''' na ''Nord-Pas de Calais'' dia faritany any amin'ny farany avaratr'i [[Frantsa]]. Ireo faritra manodidona dia i Picardie any atsimo, ny [[Manche]] ary ny [[Ranomasina Avaratra]] ary ny [[Fanjakana Mitambatra]] ary i [[Beljika]] any avaratra andrefany. Roa ny isan'ny departemanta ao amin'io faritra io. Ny hakitroky ny mponina dia 326 mpo./km² ary i Nord-Pas-de-Calais no anisan'ny faritra eoropeana ambony hakitroka indrindra.