Mpandrindra milina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.5.5) (Rôbô Nanova: id:Sistem Operasi
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Ubuntu_9.04_Jaunty_Jackalope.png|thumb|300px|[[Ubuntu]]]]
[[Sary:Operating_system_placement-mg.svg|Mpandrindra milina ary rindrankajy miasa aminy|220px|rightankavanana|thumb]]
 
Ny '''mpandrindra milina''' azo afohezina ho ''SE'' na ''OS'' (amin'ny [[teny frantsay]] sy amin'ny [[teny anglisy]]) dia karazana rindrankajy iray mandrindra ny solosaina ary ahafahan'ny rindrankajy madinika handeha. Izy io dia karazana tetezana ahafahan'ny [[rindrankajy]] (software) mampiasa ny [[fitaovana]] (hardware).