Montréal: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
HRoestBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.5) (Rôbô Nanampy: be-x-old:Манрэаль
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:VuedeMontreal.jpg|rightankavanana|thumb|220px|Ny tanànan'i Montreal]]
 
'''Montréal''' dia tanàna lehibe an'ny [[Québec]] any [[Kanada]]. Toerana anaovana varotra, taozava-baventy, kolontsaina, ny vola sy ny varotra iraisam-pirenena ilay tanàna. Nandray ny Fampisehoana Oniversaly tamin'ny 1967 sy ny Lalao olimpika 1976 iulay tanàna. Azontsika jerena ao koa ny festivalin'ny Filman'ny Tontolo ao Montréal, ny Festivaly Iraisam-pirenena ny Jazz ao Montréal, ny Festival ny Juste pour Rire, ny Festival Montréal en lumière ary ny klioba hockey ara-asa, ny Kanadianin'ny Montreal. Ny Vieux-Montréal (Montréal Antitra) dia voasokajy ao amin'ny fivondronan'ny tantara tamin'ny 1964.