Malacca: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-70:
 
== Jeografia ==
[[Sary:Malacca City.JPG|220px|rightankavanana|thumb|Ny tanànan'ny Malacca]]
 
Ny faritan'i Melaka dia manana velarantany 1650 {{km2}}, na 0,5 isan-jaton'ny velarantan'i Malaizia. Ilay faritany dia voazara distrika telo, ny Melaka anivo (Melaka tengah) manana velarantany 314 km², ny Alor Gajah (660 km²) ary ny Jasin (676 km²). Ny toerana isian'i Melaka dia eo atsimo andrefan'ny tanjona Malay, manatrika ny Sumatra, nosy indonezianina eo ampitan-dranomasina.