Karbônina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: mrj:Углерод
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-2:
 
Efa nisy teto an-tany ny karbonina hatry ny fisian'ny [[masoandro]] : vita avy amin'ny niokleôsintezin'ny kintana nipoaka ny karbonina talohan'ny fiforonan'ny masoandro sy ny fajiry. Ny [[petraka]] (sediment), ny [[arin-tany]], ny [[solitany]], ny [[manjarano]] (amin'ny [[pensily]]) ary ny diamondra. Ny diamondra mety misy anatin'ny [[kimberlita]]n'ny afotroa, indrindra any [[Afrika atsimo]] sy any [[Arkansas]]. Mety misy diamondra kely varavety anatin'ny vato avy any amin'ny habakabaka.
[[Sary:Diamond and graphite.jpg|200px|rightankavanana|thumb|Ny [[diamondra]] sy ny [[manjarano]], vita karbônina]]
 
Tsy nisy ny karbonina tamin'ny fotoan'ny [[Big Bang]] (niokleosintezy voalohany) satria tsy niaraka ny fepetra ilaina (haingana loatra ny fampangatsiahana sy ny fiitaran'ny [[tontolo]]).