Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
Aza ampiasaina ny pejin-dresany, satria izy tsy olombelona ary mbola tsy naitatra ny fahaizany mba hamaky ny hafatra hapetrakao !
 
== Fotoana andehananFandehanan'ity rôbô ity ==
 
Ity rôbô ity dia miasa eto amin'i Wikipedia malagasy ary any amin'i Wikibolana amin'ny teny malagasy. Tsy dia miasa firy any aminny Wiki hafa izy satria tsy manana ny sata rôbô amin'ny fomba ofisialy, ary tsy ampiasaina any mba tsy ho hitan'ny be sy ny maro amin'ny fanovana farany ny fanampiana rohy ataon'ity rôbô ity, satria manelingelina ny famakiana.
 
Ny asa ataon'i Bot-Jagwar eto amin'i Wikipedia malagasy amin'ny ankapobeny dia mamorona lahatsoratra, manao asa fanoloana ary manao asa fanampiana rohy interwiki mba hampahalala izay mpamaky mety mahay teny malagasy ny fisian'ny santiôna malagasin'ilay lahatsoratra vangiany amin'ny fiteny vahiny.
 
=== Fotoana anaovany ny fanovana ===
 
Ny asa izay mangataka loharano maro dia maro (asa fanoloana), na izay mangata-potoana lehibe (asa fanampiana rohy interwiki) dia atao amin'ny andro alina (izany hoe amin'ny valo ora hatramin'ny valora maraina amin'ny ora GMT+1). Ireo asa ataony mila ambesana (sao dia misy hadisonaa) dia atao amin'ny andro atoandro (folo ora hatramin'ny valo ora hariva amin'ny ora GMT+1). Ny tompony, Jagwar, ary i Jagwar ihany, no mampandeha azy.
 
{{bot|Jagwar|mg}}