Horohorontany any Haiti tamin'ny 26 Janoary 2010: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Haiti-2010-quake.png|thumb|rightankavanana|220px]]
 
Ny '''horohorontany tany Haiti tamin'ity 2010''' ity dia [[horohorontany]] avy amin'ny [[hodi-tany]] mirefy 7,0 - 7,3 amin'ny [[maridrefy Richter]] nitranga tamin'ny [[12 Janoary]] [[2010]] tamin'ny 4 ora hariva 53 minitra, orana an-toerana. Ny anivon'ilay horohorontany dia 25 km any Atsimon'i [[Port-au-Prince]], renivohitr'i [[Haiti]]. Misy horohorontany madinidinika mirefy anelanelan'ny 5,0 sy 5,5 tamin'ny ora nanaraka.