Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
Aza ampiasaina ny pejin-dresany, satria izy tsy olombelona ary mbola tsy naitatra ny fahaizany mba hamaky ny hafatra hapetrakao !
 
== Fotoana andehanan'ity rôbô ity ==
 
Ity rôbô ity dia miasa eto amin'i Wikipedia malagasy ary any amin'i Wikibolana amin'ny teny malagasy. Tsy dia miasa firy any aminny Wiki hafa izy satria tsy manana ny sata rôbô amin'ny fomba ofisialy, ary tsy ampiasaina any mba tsy ho hitan'ny be sy ny maro amin'ny fanovana farany ny fanampiana rohy ataon'ity rôbô ity, satria manelingelina ny famakiana.
 
Ny asa ataon'i Bot-Jagwar eto amin'i Wikipedia malagasy amin'ny ankapobeny dia mamorona lahatsoratra, manao asa fanoloana ary manao asa fanampiana rohy interwiki mba hampahalala izay mpamaky mety mahay teny malagasy ny fisian'ny santiôna malagasin'ilay lahatsoratra vangiany amin'ny fiteny vahiny.
 
{{bot|Jagwar|mg}}