Fizika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: sa:भौतशास्त्रम्
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Astronaut-EVA.jpg|thumb|140px|rightankavanana|Ny astrônaoty eny amin'ny habakabaka dia miara-milatsaka amin'ny Tany]]
 
[[Sary:Lightning in Arlington.jpg|thumb|140px|rightankavanana|Tselatra]]
 
Ny '''Fizika''' (avy amin'ny [[teny grika]] ''φυσις'' midika ny [[zavaboary]] na ny natiora) dia araka ny haiendri-teniny ny « siansan'ny zavaboary ». Amin'ny dikany amin'ny ankapobe na amin'ny dikany daloha, ny fizika dia manonona ny fahalalàna ny zavaboary ; io no dika nomen'i René Descartes sy ny mpianany [[Jacques Rohault]] sy i Régis<ref>Araka ny boky ''[[Le Littré]]</ref>. Ny fizika dia taranja mandinika ny zavaboary, ary ny tanjony dia mahafantatra ny hetsiny sy ny fitondrany.