Fiteny amharika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
KamikazeBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: cu:Амхарьскъ ѩꙁꙑкъ
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Amharic Coca Cola bottle.jpg|240px|rightankavanana|thumb|Ny [[tavoahangy]] Coca-Cola soratana amin'ny teny amharika]]
 
Ny '''fiteny amharika''' dia fiteny ao amin'ny vondrom-piteny semitika tenenina any Etiopia. Izy io dia fiteny semitika faharoa amin'ny lafin'ny isan'ny mpiteny, eo aorian'ny fiteny arabo. Noho ny politika mikasika ny fiteny talohan'ny fahalatsahan'ny Defg, ampiasain'ny ankaeazan'ny mponina any Etiopia ilay fiteny, ary ny mpiteny azy ireo dia na manana azy tenin-dreny, na manana azy ho fiteny faharoa nianarana na fiteny ampiasaina eny ivelany. Any Etiopia, fiteny ampiasaina eny amin'ny fandraharahana ny fiteny amharika.