Firenena Mikambana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Ripchip Bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: nap:ONU
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of the United Nations.svg|thumb|200px|rightankavanana|Ny Sainan'ny Firenena Mikambana]]
[[Sary:Emblem of the United Nations.svg|thumb|200px|rightankavanana|Ny evan'ny FM]]
 
Ny '''Firenena Mikambana''' ('''FM''') dia fikambanana iraisam-pirenena lehibe.
 
[[Sary:United Nations Members.svg|thumb|220px|rightankavanana|Ny firenena Mpikamban'ny Firenena Mikambana]]
 
[[Sary:Evstafiev-un-peacekeepers-sarajevo-w.jpg|thumb|220px|rightankavanana|]]
 
Ao amin'ny firenena mikambana ny firenena rehetra (afatsy ny firenena sy faritany tsy manam-pahaleovantena sasany) eto an-tany. Misaraka amin'ny firenena mpikambana, ny tanjony dia mitazona ny fandriampahalemana manerana ny tany. Ny tanjony dia manamora ny fiaraha-miasa amin'ny lafin'ny zo iraisam-pirenena, ny fiarovana iraisam-pirenena, ny fivoarana ara-toe-karena, ny fivoarana ara-tsôsialy, ary ny [[Zon' olombelona]]. Ny FM dia voaforona tamin'ny 1945 mba hanolo ny [[Fikambanan'ny firenena]] (SDN) tsy nanao ny asany noho ny [[Ady Lehibe Faharoa]].
 
[[Sary:UNGENEVA.jpg|thumb|220px|rightankavanana|Ny Lapan'ny Firenena Mikambana any Genève, Soisa]]
 
Tamin'ny 2008, firenena 192 no mpikamban'ny FM, saika ny firenena rehetra fantatra eto an-tany. Avy eo amin'ny sezany eo amina tany iraisam-pirenen'ny tanànan'ny New York any Etazonia. Ny FM sy ny masoivoho manokana anaty firenena hafa.