Fikambanana Iraisam-Pirenen' ny Frankôfônia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: zh, pl, eu, arz, ko, ms, hu, lv, it, gl, de, id, ja, el, vi, ar, nl, sv, eo, ku, sk, ru, en, sr, tr, no, mk, ca, uk, sl, cs, io, ur, hr, bm, lt, da, gv
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Map-Francophonie organisation 2008-fr.svg|300px|rightankavanana|thumb|Ireo firenena mpikamban'ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia]]
 
Ny '''Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia''' na FIF (amin'ny fitney frantsay ''Organisation internationale de la francophonie'' na OIF) dia fikambanana iraisam-pirenena mampikambana ireo firenena izay mampiasa ny fiteny frantsay. Araka ny sehatra antranonkala ofisialy, 75 no isan'ny firenena mpikambana ao amin'ny FIF ; izany hoe mponina 800 tapitrisa. Firenena mpikambana ny ankamaroan'ireo zana-tany frantsay taloha (Kanada, Indôsina, Afrika Andrefana frantsay, afatsy i Aljeria, Afrika Ekoatorialy Frantsay, Madagasikara, Maorisy ary i Seisela).