Famoaham-peo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.5.2) (Rôbô Nanampy: hi:लाउडस्पीकर
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:Famoaham-peon'nyFahitalavitra.jpg|thumb|220px|rightankavanana|Ny famoaham-peon'ny fahitalavitra]]
 
Ny '''famoaham-peo''' dia zavatra ampiasaina mba hamadika ny [[kaika elektrika]] ho feo amin'ny alalan'ny hovitrovitry ny fono vokatry ny hovitrovitry ny antsody mipetaka aminy. Ny hovitrovitry ny famoaham-peo dia avy amin'ny andriamby sy ny antsody mifanakaiky ary manome saha elektrômanetika mifanohitra amin'ny tanjon'ny andriamby (tsy miova arakaraky ny fitaona). Io fifanoheranan'ny sahan'ny andriamby sy ny antsody io dia mampisy hovitrovitra (satria mifanosika ny saha roa mitovy pôlarite), ary io hovitrovitra lazaina io no mamoaka feo.
Andalana faha-14:
 
== Ny famoaham-peo elektrôdinamika ==
[[sary:Hp2.jpg|thumb|220px|rightankavanana|Tapaka anaty motera famoaham-peo]]
Io no karazana famoaham-peo ampiasaina indrindra amin'izao tontolo izao. Satria mora ampiasaina sady tsy lafo izy io. Ampiasaina anaty cartes de vœux izy io, na ampiasaina ao anaty kaonsera (concert) koa izy io.