Central Park: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanova: zh:中央公園
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-2:
Ny '''Central Park''' dia [[zaridaina]] manam-pivelarana 341 hektara ao amin'ny fokotan'i [[Manhattan]] any [[New York]]. Ny Central Park Conservancy manana tetibola 200 tapitrisa dollar no mitazona ilay park, ary voakojakoja tahaka ny zaridaina hafa misy any New York ny Central Park. Central Park ny zaridaina ngeza indrindra any New York, raha ny fokotany dimy an'ilay tanàna fotsiny ny rarahina. Vita tamin'ny taona [[1873]] ilay zaridaina, telo ambin'ny folo taona teo aorian'ny fanombohana azy, Araka ny drafitr'i Frederick Law Olmsted sy Calvert Vaux, ôazisy-na zava-maintso Central Park eo ampivoan'ny ala-na trano mijoalajoala an'i Manhattan, na dia any avaratry ny nosy tsy dia misy trano mijoalajoala firy aza no misy azy. Voafaritra amin'ny Lalana faha 110 izy any avaratra, arabe faha 8 any andrefana, lalana faha 59 any atsimo ary arabe faha 5 any atsinanana ilay zaridaina. Ny anaran'ireo lalana notanisaintsika teo aloha ireo dia Central Park North, Central Park West ary Central Park South. Amin'ny isan'ny mpitsidika, 25 tapitrisa isan-taona, zaridaina be mpitsidika indrindra any Etazonia ny Central Park.
 
[[Sary:Centralpark.png|200px|rightankavanana|thumb|Ny Central Park sy ny trano mijoalajoala, etsy aoriana.]]
Niasaina betsaka mihintsy ny endrik'ilay zaridaina : betsaka ny farihy voatrolombelona (ny ngeza indrindra ny dia farihy Jacqueline Kennedy Onassis Reservoir manam-pivelarana 0,43 {{km2}})<ref>{{en}} [http://www.centralparknyc.org/site/PageServer?pagename=virtualpark_thereservoir tranonkala ofisialy - ''The Reservoir'']</ref>. Betsaka ny mpitsidika tonga mijery vorona. Afaka andehanan'ny mpandeha tongotra ny zaridaina, misy lalana manana halava-na 9,7 km manodidin'ny zaridaina. Azo andehan'ny mpandeha tongotra sy mpandeha bisikileta io lalana io, indrindra rehefa week-end sy eo aorian'ny amin'ny fito ora hariva, rehefa tsy azo andehanan'ny fiarakodia io lalana io.