Atôma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.6.3) (Rôbô Nanampy: tt:Атом
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:Helium atom QM DE.svg|240px|rightankavanana|border|Atôma Heliôma]]
Ny '''atôma''' (avy amin'ny [[fiteny grika taloha]] ατομος [atomos], « tsy azo zaraina ») dia singan-javatra kely indrindra mety mivondrona amina foto-javatra hafa mba hanome izay atao hoe môlekiola. Ny teôria atomista, dia manohana ny hevitra hoe ny zavatra dia vita "voany" tsy afaka zarazaraina (mifanohitra amin'ny hevitra zavatra azo sarasarahina hatrany), dia fantatra hatry ny Taona Taloha, ary i [[Demôkrita]], filôzôfy grika tamin'izany andro izany, no nonanohana ny teôria atômista. Ny teôria notohanan'i [[Demôkrita]] dia niadian-kevitra hatramin'ny faran'ny taonjato faha 19, ary ankehitriny ny hevitr'i Demôkrita dia tsy adin-kevitra intsony. Ny foto-kevitry ny siansan-javatra ankehitriny dia mifototra amin'io hevitra io. Tsy heverina fa voan-javatra tsy azo zarazaraina intsony ny atôma hatry ny fanandramana fizika niokleary namao ny rafiny tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha roapolo.