Angôvon'ny masoandro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Luckas-bot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: fy:Sinne-enerzjy
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
[[Sary:The sun1.jpg|thumb|200px|rightankavanana|Ny Masoandro]]
 
Ny '''angôvon'ny masoandro''' dia [[angôvo]] avy amin'ny [[tanamasoandro]] tonga eto an-tany.
Andalana faha-5:
Ny angôvon'ny [[masoandro]] eto an-tany dia mampisy ny fihodinan'ny rano, ny rivotra ary ny fôtôsentezy ataon'ireo zavamaniry mba hahafahan'ny biby miaina. Ny angôvon'ny masoandro izany dia fototry ny angôvo rehetra misy eto an-tany afatsy ny [[angôvo niokleary]], ny [[jeôtermia]], ary ny [[angôvo ara-pamonta]].
 
[[Sary:Solar land area.png|thumb|200px|rightankavanana|Ny fizaran'ny angôvon'ny masoandro isaky ny metatra efa-mira azo amin'ny tany arakaraky ny faritany]]
Ny [[olombelona]] dia mampiasa ny angôvon'ny masoandro mba hamadika azy ho lasa karazan'angôvo hafa : [[angôvo ara-tskafo]], [[angôvo sinetika]], [[angôvo termika]], [[aratra]] na [[biômasy]]. Ny angôvon'ny masoandro dia matetika ampiasaina mba hanonona ny aratra na ny angôvo termika azo avy aminy.