Akadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
EmausBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.4) (Rôbô Nanova: sr:Акадија
k fanagasiana ny baiko ao anaty sary (left lasa ankavia, right lasa ankavanana)
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
[[sary:Flag of Acadia.svg|140px|rightankavanana|thumb|[[Sainan'i Akadia]] ]]
 
Ny '''akadia''', tenenina ihany koa hoe '''Nouvelle Acadie''' na '''Akadia Contemporaine''' (''Akadia ankehitriny) dia tany any [[amerika avaratra]] tsy manana sisintany mazava. Ara-kolontsaina sy ara-tantara ny akadia.
Andalana faha-13:
[[Faritany]] ngeza be i Akadia, ary tsy dia fantatra ny sisintaniny. Tsy misy lalàna mahalala i Akadia any [[Amerika]]. Kanefa, araka ny lazain'ny mpanoratra maro ohatran'i [[Léon Thériault]], [[Michel Roy]] sy [[Adrien Bérubé]], Efa verin'ny [[frantsa]]y ny Akadia teo aorian'ny taona [[1763]] ary efa nivovoina sy noroahana ny ankabiazan'ny akadianina nijanona, noho izany, dia efa paradoxa izany miresaka momba ny akadia anefa efa tsy misy akadia izany intsony. Niova tamin'ny fandrosoan'ny tantara ny concept ny Akasia ary mbola misy adihevitra ankehitriny momba ny dika io teny io. Misy olona mihevitra hoe tsy manana sisintany ny Akadia
 
[[Sary:Les Acadiens.png|120px|rightankavanana|Ny saritanin'i Akadia ara-tantara (miloko mavo)|thumb]]
 
Tamin'ny 1979, Namolavolain'i Adrien Bérubé ny dika efatra ny teny ''Acadia'' nekena. Ny dika voalohany dia ny Akadia ara-tantara ("historique"). Tafiditra ao amin'io faritany io ny Helodrano Fundy na, raha velarana kokoa ny dikany, ny amorontsiraka misy anelan'ny renirano Sainte-Croix any andrefana sy ny Baie des Chaleurs any avaratra, Ao ny nosy atsimon'ny Golfe du Saint-Laurent (jereo ny saritany).