Sakalava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
k wikif
Andalana faha-1:
Ny Sakalava dia anaran'ny foko lehibe any amin'ny faritra andrefana, avaratra-andrefana ary atsimo-andrefan'i Madagasikara. Miainga avy any [[Ampasimena]] (avy any avaratra) no manomboka ny foko Sakalava, ka mianatsimo mihazo an'[[Analalava]], [[Mahajanga]], [[Besalampy]], [[Maintirano]], [[Morondava]], [[Morombe]] ary [[Toliara]]. Ireo foko mifanila vodirindrina aminy kosa dia ny [[Antakarana]] any avaratra ; ny [[Tsimihety]], ny [[Merina]] ary ny [[Betsileo]] any atsinanana ; ny [[Bara]] sy ny [[Mahafaly]] any atsimo.
 
Mizara ho faritra efatra kosa ny foko Sakalava :
-* ny Sakalavan'i MenabeBoina : renivohitra [[MorondavaMahajanga]]
 
-* ny Sakalavan'i BoinaAmbongo : renivohitra [[MahajangaBesalampy]]
-* ny Sakalavan'i FiherenanaMenabe : renivohitra [[ToliaraMorondava]]
 
-* ny Sakalavan'Ambongo Fiherenana : renivohitra [[BesalampyToliara]]
 
- ny Sakalavan'i Menabe : renivohitra [[Morondava]]
 
- ny Sakalavan' Fiherenana : renivohitra [[Toliara]]
 
[[fr:Sakalava]]