Fakan-tsary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: hy:Լուսախցիկ
k fanitsiana tsipelina
Andalana faha-6:
Ny fakan-tsary dia ampiasaina amin'ny jiro hita maso na amin'ny [[ilotro anjanandrianaratra]] hafa. Ny ankabeazan'ny fakan-tsary dia manana toerana midy poakaty manana lavaka idiran'ny jiro ary manana tohana ampiraikiran'ny jiro. Ny ankabeazan'ny fakan-tsary dia manana lentille eo alohan'ny lavaka mba haka sy hitondra tsara ny hazavana, misy diafragma anampidinana na ampiakarana ny hazavana, fa misy fakan-tsary tsy manana diafragma azo antsika.
 
Maka sary ny fakan-tsary rehefa potserin'ny mpampiasa ny bokotra manapika ilay fakana sary. Ny kamerana filmahoronantsary tsotra dia maka sary 24 isa-tsegondra rehefa potserina tsy avela ny bokotra.
 
== Jereo koa ==