Baolina kitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Xqbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanampy: mwl:Bola (Çporto)
k kaontinanta
Andalana faha-4:
Ny '''Baolina kitra''' dia [[fanatanjahantena]] mampitohitra ekipa roa misy mpilalao 11 isany avy ao anaty kianka. Ny tanjon'ny ekipa iray dia mametraka baolina boribory ao anatin'ny zava-kendrehina any amin'ny sahan'ny ekipa iray, tsy mampiasa tanana, ary matetika kokoa nohon'ny ekipa iray hafa.
 
Ny baolina kitra dia voakaodin'ny britanika tamin'ny faran'ny taonjato faha 19, nanangana federasiôna iraisam-pirenena izy, ny [[FIFA]] tamin'ny [[1904]]. Tamin'ny [[2006]], olona 264 tapitrisa eo ho eo ny isan'ny mpilalao baolina kitra manerana ny tany, ary izy no fanatanjahantena voalohany ao amin'ny ankabeazan'ny firenena. Ny kontinentakaontinanta sasany, toy ny [[Afrika]], ny [[Amerika Atsimo]] na ny [[Eoropa]], dia voazakazakan'ny baolina kitra. Ny hamoran'ny [[fitsipi-pilalaovana]] sy ny havitsy ny fitaovana ilaina mba hilalao azy, dia manazava kely io fahombiazany io.
 
{{vangovango}}