Antarktika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: lad:Antartika
k kaontinanta
Andalana faha-3:
Ny teny '''Antartika''' dia entina ilazana ny [[tendrotany]] atsimo sy ny manodidona azy.
 
Io anarana io koa dia anarana entin'ny kaontinentakaontinanta misy an'ny tendrontany atsimo. Ny hitarintsika eto amin'ity lahatsoratra ity dia ilay tondro jeografika sy ny zava-drehetra mikasikan'ny Antarktika, hatrany amin'ny fiheverana ny fisiany (tamin'ny [[Andro Taloha]]) hatramin'izao fotoana izao.
 
Ny Antartika dia [[kaontinentakaontinanta]] iray any atsimon'ny Tany manana velarantany 14 tapitrisa kilometatra efa-mira. Ny habeny dia mbola kely nohon'ny [[Azia]], ny [[Afrika]] na ny [[Amerika]] ; ny [[Eoropa]] sy ny [[Oseania]] ihany no kely noho izy. 98 isan-jaton'ny velarantaniny dia ranomandry manana hatevina 1 600 metatra, izay no tsy hahafantarana ny endriky ny ambanitaniny, fantatra fotsiny ankehitriny fa misy [[tohim-bohitra]] (chaine de montagne) sy farihy ambanin-dranomandry ohatry ny [[farihy Gamburtsev]].
 
Ny antarktika dia ilay kaontinentakaontinanta mangatsiaka, maina ary be rivotra indrindra eto an-tany ; maina satria latsaky ny roanjato milimetatra ny latsak'orana eo amin'ny amorontsiraka (ary mbola latsak'izany ny latsak'orana any amin'ny faritra anaty).
 
Tsy manana mponina tera-tany ny Antartika ary ny mipetraka any amin'izao fotoana izao dia siantifika ny ankamaroany. Voninkazo mahazaka ny hatsiaka, ny aizaina ary ny hamaina ihany no miaina any miaraka amin'ny karazam-borona, trondro sy biby mampinono ihany no any.
 
Ny teny ''Antartika'' dia avy amin'ny [[fiteny grika]] ''ἀνταρκτικός'' (''antartikós''), midika "mitohina amin'i Arktika". Tamin'ny 1820 ilay kaontinentakaontinanta no hita voalohany ary ny tafoky rosy entin'i [[Mikhaïl Lazarev]] sy i [[Fabian Gottlieb von Bellingshausen]] no nahita azy. Fa tsy dia nahaliana olona firy ilay kaontinentakaontinanta noho ny tsi-fisian'ny [[harena an-kibon'ny tany]], ny tontolo tsy afaka iainana ary ny fitokanana jeografikany.
 
Araka ny [[fifanekena momban'i Antartika]] nosoniavin'ny firenena roa ambin'ny folo tamin'ny [[1959]] ary narahan'i [[fifaneken'i Madrid]] tamin'ny 1991, manana sata manokana ny Antartika : tsy azo anaovana hetsika militera any, ary tsy azo alaina ny harena ankibon'ny tany raha tsy karoka siantifika no tanjony.