Gondwana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: en:Gondwana
Andalana faha-12:
 
== Fiforonana ==
 
{{...}}
[[sary:LateTriassicGlobal.jpg|Ny tarehy ny Tany tamin'ny taona Triasika (-200 tapitrisa taona)|thumb|300px|right]]
 
I Gondwana dia vokatry ny fifandonan'ireo kaontinenta madinidinika ireo :
* [[Azania]] : Madagasikara amin'ny ankapobeny, ny tandrok'afrika ary singan'i Yemen ary Arabia (anarana avy amin'ny anaran'ny amorontsiraka atsinanan'i Afrika amin'ny fiteny grika)
* [[Kongo-Tanzania-Bangweulu]] singan'i Afrika afovoany.
* India tamin'ny fotoana Neôprôtezôika : ny faritra farany atsinanan'i Madagasikara, i Seisela, ary ny faritra atsinanan'i Antartika.
* Kaontinenta aostralianina/kaontinenta Mawson : Singan'i Aostralia atsinana/
* Nisy singantany hafa nanampy ny famoronan'i faritra misy an'i Arjantina ankehitriny ary manodidonaa ary singan'i Laurentia tamin'i Hondwana nifandona tamin'i kaontinenta Laurentia tamin'ny taona Ordôvikiana
 
== Pangaia ==
{{...}}