Gondwana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « 300px|right|thumb|Ny soperkaontinanta Gondwana I '''Gondwana''' dia kaontinenta lehibe tamin'ny faran'ny taona Neoprôtezôika (-600 tapi... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
 
Ny anarana ''Gondwana'' dia anaram-paritra indinaina. I Eduard Suess no nanome anarana.
 
== Toe-tany ==
 
Na dia eo amin'ny misy an'i Antartika ankehitriny aza ny fisian'i Godwana (any amin'ny farany atsimon'ny Fajiry). Nafana noho ny ankehitriny ny toe-tan'ny Tany, ary nahitana karazam-boninkazo ary karazam-biby isan-karazany tao Godwana nandritry ny taona Mezôzôika.
 
== Fiforonana ==