449
modifications
(Nouvelle page : '''1994''' : notolorana ny Loka Nobel ho an'ny Fandriampahalemana i Yasser Arafat, i Shimon Peres, ary i Yitzhak Rabin.) |
|||
'''1964''' : niakatra teo amin'ny fitondrana ny [[Firaisana sovietika]] hisolo an'i [[Nikita Khrouchtchev]] i [[Leonid Brejnev]].
'''1981''' : notolorana ny [[Loka Nobel]] ho an'ny [[Fandriampahalemana]] ny [[komisarià ambony ao amin'ny Firenena Mikambana miahy ny Mpifindra-monina]].
'''1986''' : notolorana ny [[Loka Nobel]] ho an'ny [[Fandriampahalemana]] i [[Elie Wiesel]] mpanoratra.
'''1994''' : notolorana ny [[Loka Nobel]] ho an'ny [[Fandriampahalemana]] i [[Yasser Arafat]], i [[Shimon Peres]], ary i [[Yitzhak Rabin]].
|
modifications