Vola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Nouvelle page : thumb|right|Vola taratasy sy vola madinika. Ny '''vola''' dia vita amin'ny taratasy na metaly atontan'ny fanjakana, ary manan-kery ao amin'io t...
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Martsa 2008 à 12:40

Ny vola dia vita amin'ny taratasy na metaly atontan'ny fanjakana, ary manan-kery ao amin'io tany io mba ho sandan'ny entana vidiana. Ny fanjakan'ny tany tsirairay avy dia manamarika ny volany amin'ny sary sy soratra mba hampiavaka azy ireo.

Sary:Mmagini 050.jpg
Vola taratasy sy vola madinika.

Manana ny anjara toerany lehibe eo amin'ny firenena iray ny vola.