Antsirabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
ZéroBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: zh:安齐拉贝
k pejy vaovao
Andalana faha-1:
I '''Antsirabe''' nodia [[tanàna]]kaominina tsaramalagasy indrindraao eranamin'ny distrikan'i [[Madagasikaradistrict d'Antsirabe I|Antsirabe I]].
 
 
==Tantara==
{{...}}
 
 
==Jeografia==
{{...}}
 
===FizahanToe-tany===
Eo amin'ny afovoan'ny nosy no misy azy, 168 km atsimon'[[Antananarivo]] manaraka ny lalam-pirenena faha-7. Renivohitry ny faritr'i Vakinankaratra izy. Izay mahalala tarehimarika momba ny velarany sy ny haben'ny mponina dia iangaviana hanampy azy eto.
{{...}}
 
===Fambolena sy fiompiana===
 
Ny faritr'i Vakinankaratra dia misy tany lonaka tokoa. Voalohany eran'ny nosy izy amin'ny famokarana legioma. Mampiavaka azy manokana ny karaoty sy ny ovy, fa mbola tsy gisitra koa izy amin'ny karazana legioma hafa isan-karazany. Fahita any koa ny vary an-tanety, ny voly katsaka ary ny varimbazaha. Voalohany koa izy amin'ny famokarana voankazo tahaka ny paoma hatrany amin'ny golden ka hatrany amin'ny varimasaka, ny paiso hatrany amin'ny paiso gasy ka hatrany amin'ny ran-kena, ny poara sy ny kotsy, ny kaki ary ireo voankazo isan-karazany. Tsy lazaina intsony ny goavy.
 
Fa miaraka amin'izany dia miroborobo koa ny fiompiana any. Mbola voalohany ihany ny faritr'Antsirabe sy ny manodidina amin'ny famokarana ronono. Mirona be mankany moa ny fiompiana omby amin'iny faritra iny. Fa ny famokarana akoho amam-borona, hena sy atody, koa dia miroborobo. Ary tsy ambakan'ny rehetra ny fiompiana kisoa.
 
Izay manana tarehimarika amin'izany rehetra izany moa dia iangaviana foana hanampy izany eto.
 
===Indostria===
 
Antsirabe no faritra be orinasa indrindra, ary azo lazaina fa renivohitry ny indostria malagasy.
 
* TIKO (Tena Izy Ka Omeko) : orinasa mpanodina sakafo
* COTONA : orinasa mpanodina hasy hanamboarana lamba
* KOBAMA : orinasa mpanodina varimbazaha ho lafarinina
* STAR : orinasa mpanamboatra ny labiera THB, sy karazana zava-pisotro isan-karazany
* SOCOLAIT : orinasa mpanodina ronono (Nestle taloha)
* MELIA / SACIMEM : orinasa mpamokatra sigara
 
===Fizahan-tany===
 
Inona no zavatra tena anenenan'ny olona raha tsy nataony rehefa nandalo an'Antsirabe :
 
* ny nandeha posy
* ny nisotro rano visy
* ny nitsidika an'Andraikiba sy Tritriva
 
==Toe-karena==
Tanàna madio rivotra Antsirabe, tsy dia ahitana fitohanan'ny fifamoivoizana izany. Betsaka ny posiposy, ary anisan'ny fitaovam-pitaterana tsara dia tsara ao amin'io tanàna io koa ny bisikileta. Tsy dia lehibe loatra koa ny tanàna, ka azo atao tsara ny mitety azy amin'ny [[bisikileta]]. Misy tsangambaton'ny fahaleovan-tena mijoalajoala eo afovoan'ny tanàna.
{{...}}
 
==Jereo koa==
Noho izany dia anisan'ny mandroso tokoa ny fizahan-tany amin'io faritra io. Maro ny trano fandraisam-bahiny izay niorina tao ka an'isan'izany ireo lehibe :
* Hotel Diamant
* Hotel des Thermes
* Arotel
* Aida Hotel
 
*[[Madagasikara]]
== Tanàna rahavavy ==
* *[[Stavanger]]Kaominina any [[NorvègeMadagasikara]]
[[de:***Antsirabe]]
* [[Montluçon]] any [[Frantsa]]
 
==Rohy ivelany ==
 
{{vangovango|Madagasikara}}
[[Catégorie:Antsirabe]]
[[Catégoriesokajy:tanàna any Madagasikara]]
 
[[de:Antsirabe]]
[[en:Antsirabe]]
[[es:Antsirabe]]
[[fi:Antsirabe]]
[[fr:Antsirabe]]
[[it:Antsirabe]]
[[ja:アンツィラベ]]
[[nl:Antsirabe]]
[[no:Antsirabe]]
[[pl:Antsirabe]]
[[pt:Antsirabe]]
[[ro:Antsirabe]]
[[ru:Анцирабе]]
[[sv:Antsirabe]]
[[sw:Antsirabe]]
[[zh:安齐拉贝]]