Fanafody: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Nouvelle page : thumb|250px|Fanafody fitelina thumb|250px|Fanafody fanindrona Ny '''fanafody''' dia zavatra entina manasitrana na hiarovana a...
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Martsa 2008 à 12:11

Ny fanafody dia zavatra entina manasitrana na hiarovana amin'ny aretina ho an'ny olombelona sy ny biby, eny fa na ho an'ny zavamaniry koa aza.

Fanafody fitelina
Fanafody fanindrona

Misy karazany ny fanafody : natao hatelina, hosotroina, hahosotra, hatsindrona, hasisika ary hoevohana.