Fiangonana Kristadelfiana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: id:Kristadelfianisme |
k Rôbô Nanova: id:Kristadelfian; changement de type cosmétique |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Fiangonana Kristadelfiana''' (avy amin'ny teny Grika hoe "Mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin'i Kristy") dia fiangonana Protestanta kely izay tsy mino ny Trinite.<ref>Rob J. Hyndman. [http://www.god-so-loved-the-world.org/malagasy/hyndman_christadelphians_malagasy.htm ''Ny fiangonana Kristadelfiana (Mpirahalahy sy
[[
== Tantara ==
Izy ireo dia
== Antontan'isa ==
Misy eo ho eo amin'ny 60.000 ny Kristadelfiana
== Finoana ==
Ny Kristadelfiana dia mino ny [[Baiboly]], saingy mamaky an'ohatra fotsiny ihany ireo andalana sasany izay raisin'ireo fiangonana hafa ara-bakiteny. Ohatra, ny Kristadelfiana no hany fiangonana tokana eto an-tany izay milaza amin'ny fomba ofisialy ao amin'ny Fiekem-pinoany fa ny [[devoly]] dia fanoharana fotsiny ihany.
Ny Kristadelfiana ihany koa no hany fiangonana tokana maneran-tany izay mandà ny fiheverana fa nisy talohan'ny nahaterahany i [[Jesoa|Jesosy]]. Izy ireo dia mamaky ny andalana toy ny hoe "nidina avy any an-danitra aho" mba hilazana fotsiny ny fomba izay nanatorontoronina an'i Jesosy tao an-kibon'ny virijiny, fa tsy entina hilazana fa tany an-danitra i Jesosy talohan'ny nahaterahan'ny reniny .
== Vondrona ==
Tsy misy pretra na eveka na ambaratongam-pitantanana foibe. Ny vondrona eo an-toerana tsirairay dia mifidy loholona ho an'ny 2 na 3 taona ary izy ireo dia tsy mandray karama. Ireo fiangonana eo an-toerana miisa 300 any Angletera dia manendry "Misiona ara-Baibolin'ny Kristadelfiana"<ref>[http://www.cbm.org.uk/cbm.htm Misiona ara-Baibolin'ny Kristadelfiana - Christadelphian Bible Mission]</ref> iray izay manampy ireo vondrona any Afrika sy any Eôrôpa Antsinanana. Ireny "mpiasa eny an-tsahan'ny" MBK ireny dia tsy karamaina ary mandoa ny saram-piaramanidina ho an'ny tenany ihany. Ity vondrona ity dia mamoaka gazety boky maimaim-poana amin'ny teny anglisy isam-bolana.<ref>[http://www.gladtidingsmagazine.com/ ''Glad Tidings'' magazine]</ref>
== Filan-kevitra ==
<references/>
[[Sokajy:Fiangonana]]
Ligne 44 ⟶ 45 :
[[hu:Krisztadelfiánusok]]
[[hy:Քրիստոսի Եղբայրներ]]
[[id:
[[is:Kristadelfianar]]
[[it:Cristadelfiani]]
|