Praiminisitra malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Manjatoson (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
+[[]] +sokajy
Andalana faha-1:
Ireo Praiminisitra nifandimby teto [[Madagasikara]] nanomboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :
 
* [[Joël Rakotomalala]] notendrena tamin'ny 11 janoary 1976, nodimandry ny 30 jolay 1976
* [[Justin Rakotoniana]] notendrena tamin'ny jolay 1976, nametra-pialana ny 31 jolay 1977
* [[Désiré Rakotoarijaona]] notendrena tamin'ny 31 jolay 1977, nametra-pialana ny 12 febroary 1988
* [[Victor Ramahatra]] notendrena tamin'ny 12 febroary 1988
* [[Guy Willy Razanamasy]] notendrena tamin'ny 8 aogositra 1991
* [[Francisque Ravony]] notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 aogositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995
* [[Emmanuel Rakotovahiny]], notendrena tamin'ny 30 oktobra 1995
* [[Norbert Lala Ratsirahonana]], notendrena tamin'ny 5 jona 1996
* [[Pascal Rakotomavo]], notendrena tamin'ny 21 febroary 1997
* [[Tantely Andrianarivo]], notendrena tamin'ny 23 jolay 1998
* [[Jacques Sylla]], notendrena tamin'ny 26 febroary 2002
* [[Charles Rabemananjara]], notendrena tamin'ny 20 janoary 2007
 
[[Category:Politika]]
[[Category:Madagasikara]]