Praiminisitra malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Manjatoson (dinika | fandraisan'anjara)
Nouvelle page : Ireo Praiminisitra nifandimby teto Madagasikara nanoboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) : - Joël Rakotomalala notendrena tamin'ny 11 janoary 1976, nodimandry ny 30 jolay 1976 -...
 
Manjatoson (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ireo Praiminisitra nifandimby teto Madagasikara nanoboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :
 
-* Joël Rakotomalala notendrena tamin'ny 11 janoary 1976, nodimandry ny 30 jolay 1976
-* Justin Rakotoniana notendrena tamin'ny jolay 1976, nametra-pialana ny 31 jolay 1977
-* Désiré Rakotoarijaona notendrena tamin'ny 31 jolay 1977, nametra-pialana ny 12 febroary 1988
-* Victor Ramahatra notendrena tamin'ny 12 febroary 1988
-* Guy Willy Razanamasy notendrena tamin'ny 8 aogositra 1991
-* Francisque Ravony notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 aogositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995
-* Emmanuel Rakotovahiny, notendrena tamin'ny 30 oktobra 1995
-* Norbert Lala Ratsirahonana, notendrena tamin'ny 5 jona 1996
-* Pascal Rakotomavo, notendrena tamin'ny 21 febroary 1997
-* Tantely Andrianarivo, notendrena tamin'ny 23 jolay 1998
-* Jacques Sylla, notendrena tamin'ny 26 febroary 2002
-* Charles Rabemananjara, notendrena tamin'ny 20 janoary 2007