Praiminisitra malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Manjatoson (dinika | fandraisan'anjara)
Nouvelle page : Ireo Praiminisitra nifandimby teto Madagasikara nanoboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) : - Joël Rakotomalala notendrena tamin'ny 11 janoary 1976, nodimandry ny 30 jolay 1976 -...
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Febroary 2008 à 11:31

Ireo Praiminisitra nifandimby teto Madagasikara nanoboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :

- Joël Rakotomalala notendrena tamin'ny 11 janoary 1976, nodimandry ny 30 jolay 1976 - Justin Rakotoniana notendrena tamin'ny jolay 1976, nametra-pialana ny 31 jolay 1977 - Désiré Rakotoarijaona notendrena tamin'ny 31 jolay 1977, nametra-pialana ny 12 febroary 1988 - Victor Ramahatra notendrena tamin'ny 12 febroary 1988 - Guy Willy Razanamasy notendrena tamin'ny 8 aogositra 1991 - Francisque Ravony notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 aogositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995 - Emmanuel Rakotovahiny, notendrena tamin'ny 30 oktobra 1995 - Norbert Lala Ratsirahonana, notendrena tamin'ny 5 jona 1996 - Pascal Rakotomavo, notendrena tamin'ny 21 febroary 1997 - Tantely Andrianarivo, notendrena tamin'ny 23 jolay 1998 - Jacques Sylla, notendrena tamin'ny 26 febroary 2002 - Charles Rabemananjara, notendrena tamin'ny 20 janoary 2007