Nord-Pas-de-Calais: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
lahatsoratra vaovao
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
I '''Nord-Pas-de-Calais''' na ''Nord-Pas de Calais'' dia faritany any amin'ny farany avaratr'i [[Frantsa]]. Ireo faritra manodidona dia i Picardie any atsimo, ny [[Manche]] ary ny [[Ranomasina Avaratra]] ary ny [[Fanjakana Mitambatra]] ary i [[Beljika]] any avaratra andrefany. Roa ny isan'ny departemanta ao amin'io faritra io. Ny hakitroky ny mponina dia 326 mpo./km² ary i Nord-Pas-de-Calais no anisan'ny faritra eoropeana ambony hakitroka indrindra.
 
Ny faritr'i Nord-Pas-de-Calais ankehitriny dia nivadika frantsay tamin'ny taona 1713 ary ny anarany tamin'izany fotoana izay dia ny Nederlandy Frantsay (''Pays-Bas franaçais''). Ny faritany ara-tantara an'i Nord-Pas-de-Calais dia i [[Artois]], i [[Boulonnais]] (lasan'i [[Picardie]] tamin'ny 1477), i [[Cambrésis]], i [[Valandera]] ary i [[Hainaut]], fiantsoanfiantsoam-paritany mbola miasaampiasaina be amin'izao fotoana izao.
 
Ny PIB manontolon'i Nord-Pas-de-Calais dia 86,7 miliara [[Euro]], ary ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais no faritany fahaefatra manankarena indrindra ao Frantsa.
Andalana faha-10:
 
[[Sary:Relief Nord-Pas de Calais.png|200px|right]]
 
[[sokajy:faritra frantsay]]
 
[[fr:Nord-Pas-de-Calais]]