Rindrin'i Berlin: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny alin'ny 12 aogositra 1961 no nananganan'ny [[Repoblika Demokratikan'i AlemanaAlemaina]] ny '''rindrin'i Berlin''', mba hampitsaharana ny fifindran'ireo mponina ao ho any amin'ny [[Repoblika Federalin'i AlemanaAlemaina]]. Ny [[Fifanarahan'i Varsovie]] dia isan'ny nanome vahana ny fananganana io "rindrina" io, satria ho an'i AlemanaAlemaina atsinanana dia fiarovany amin'ny fanafihana sy mety ho fidirana an-keriny ataon'ny tafika avy ao andrefana izy io.
 
Tsy rindrina fe rindrina fotsiny anefa, fa voaaro amin'ny herin'aratra, sy arovan'ireo mpiambina izay afaka manao fisafoana tsy miato noho izy rindrina natao azo ivezivezena.